• "Izay tia ny tenindrazany, tia ny tanindrazany"

    Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny kabary


<< Pejy fandraisana


Ny Teny Malagasy, Tenin-drazantsika

"Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko"


Fampianarana teny malagasy


Fomba fampiasa sy fanoratra
Ato ny fanazavana ny fomba fanoratra sy ny fampiasana ireo teny mitovitovy fanonona nefa samy hafa dika. Toy ny hoe "anterina" sy "aterina", na koa ny "azo" sy ny "afaka" sns.

Dikateny
Ato no ahitana ny dikan'ireo teny vahiny ampiasaina matetika ary afangaro amin'ny teny malagasy kanefa misy voambolana malagasy mahalaza azy ireny tsara.