• "Izay tia ny tenindrazany, tia ny tanindrazany"

    Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny kabary


<< Pejy fandraisana


Raki-tsary

  • Famoahana ny andiany Rohy Iray (2021)

    Lanonana famoahana ny andia fahafolo, narahina seho an-tsehatra
  • Famoahana ny andiany JaoMiaraDia (2020)

    Lanonana famoahana ny andia fahasivy, narahina seho an-tsehatra
  • Famoahana ny andiany Lahitokanampelasoa (2019)

    Lanonana famoahana ny andia fahavalo, narahina seho an-tsehatra
  • Famoahana ny andiany Rakijoro (2018)

    Lanonana famoahana ny andia fahafito, narahina seho an-tsehatra
  • Famoahana ny andiany Telolahy Be'Zao (2017)

    Lanonana famoahana ny andia fahaenina, narahina seho an-tsehatra
  • Famoahana ny andiany Tokoteny (2016)

    Famoahana ireo andia 2016, vokatra voalohany tamin'ny fampianarana teto amin'ny Faritany Soisy
  • Fanokanana ny Faritany Soisy (2015)

    Lanonana tamin'ny fanokanana ny FIMPIMA Faritany Soisy raha mbola Sampana ihany izany teo aloha.
  • Famoahana ny andiany Rofia (2014)

    Lanonana famoahana ny andia fahaefatra, narahina seho an-tsehatra
  • Fandalovan'ny Fanilo Faha-50 taona (2014)

    Fandraisan'ny Fi.MPI.MA Sampana Soisy ny fanilon'ny Faha-50 taonan'ny FI.MPI.MA sy ireo solotena avy any amin'ny faritany hafa.
  • Famoahana ny andiany Vohipotsy (2013)

    Lanonana famoahana ny andia fahatelo, narahina seho an-tsehatra
  • Hetsika - "Aiza ny tany tsy misy fitia ?" (2013)

    Seho an-tsehatra notontosain'ny Fi.MPI.MA Fampana Soisy 
  • Famoahana ny andiany Lemanankanto (2012)

    Lanonana famoahana ny andia faharoa, narahina seho an-tsehatra. 
  • Famoahana ny andiany Famantarantsoa (2011)

    Lanonana famoahana ny andia voalohany teto amin'ny Fi.MPI.MA. Sampana Soisy, narahina seho an-tsehatra.